Misaotra anao izahay noho ny alehibe ny fitiavanao
Fa na tombonan'andro na fofon'aina tsy misy tsy nomenao
Mahatsiaro sambatra heniky ny fitahina noho ny famindraponao
Nahita ny henriny ny fifaliana ka misaotra Anao zahay
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahagagana
Famonjena, fihantrana, fo honena, famelana
Haimbaovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahalalana
Fitahina, fitondrana, fifaliana, famelana
Haimbaovao fa fitiavana Ianao
Mankasitraka, misaotra fa efa nanararaotra ny fanatrehanao
Voakasiky ny herin'ny fanahy, zahay vavolombelona fa velona Ianao
Tafatoetra tamana amin'ny firaisana amin'ny fanahinao
Ilahatsahan'ny fanavaozan'tsaina velon'aina ka misaotra anao
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahagagana
Famonjena, fihantrana, fo honena, famelana
Haimbaovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao
Mahay manao ny zavatra rehetra Ianao
Andriamanitry fahalalana
Fitahina, fitondrana, fifaliana, famelana
Haimbaovao fa fitiavana Ianao
Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy
Mananana anao, manana anao
Fa fitiavana Ianao ka misaotra anao izahay